|
|
|
|

Teny iditra1 mandrakizay antaranoana
Singan-teny  2mandraka, 3izay, 4antara, 5noana
Sokajin-teny  6 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7éternellement. [1.3]
Ohatra  8 fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao [2.285#157]
Tovy hevitra  9mandrakizay alaovalo, mandrakizay doria

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11